Teny iditra (1/3) | 1 gadragadra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-borona (Pterocles) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
a bird; the sand grouse |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] oiseau. Espèce de Pterocles. |
Voambolana | 6 Haibiby: vorona |
Teny iditra (2/3) | 7 gadragadra |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Fihararetrana feon' olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] harshness of the voice, a rough voice a flaw in the sound, as the sound of a cracked pot. |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] voix sourde, cassée |
Voambolana | 16 Feo |
Teny iditra (3/3) | 17 gadragadra |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] fêlé, rauque |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |