Teny iditra gama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: gamme.
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26