Teny iditra | 1 gama |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1] |
Voambolana |
4 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Tsipelina hafa | 5 gamatra |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |