|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gegy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Romotra: Alika gegy
Misafoaky ny hatezerana: Olona gegy na gegin' olona.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] imprudent, indiscreet, obstinate, foolish, mad.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.19] [Tankarana] enragé
6  [1.3] Imbécile, insolent, fou de colère
7  [1.19] [Tankarana] imprudent, indiscret
Ohatra  8  Longonareo io laha tsy olobe ka nataoko olo gegy! [2.606]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  14  gaigy
Tovy hevitra  15  gegigegy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)18  gegy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20  [1.2] [Provincial] the shallow water when the tide has receded. See kara
Voambolana  21  Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02