Teny iditra | 1 goaibe |
Singan-teny | 2 goay, be |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] huge. 6 [1.7] huge, colossal |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] énorme, colossal |
Ohatra |
8 [2.643#131] Tena goaibe marina ilay izy. 9 [1.437] Fa ny tanabe na tanalahin' ala no tsy laitra fa goaibe. 10 [2.4#67] Tsy vitan' izay goaibe ny vava-pataloha, fa tsy eran' aina koa ny halavany. |
Tovy hevitra | 11 goay, goavambe, goavana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
![]() |