|
|
|
|

Teny iditra1  goavambe
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] huge, immense and good looking. See goay
4  [1.7] huge, enormous
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] énorme
Ohatra  6  [2.471#57] Teo ankavia sy ankavanako, nisy Mainty hoditra roa lahy goavambe.
7  [2.113#7] biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny.
Singan-teny  8  goavana, be
Tovy hevitra  9  goay, goaibe, goavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02