|
|
|
|

Teny iditra1  goaibe
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] huge.
5  [1.7] huge, colossal
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] énorme, colossal
Ohatra  7  [2.643#131] Tena goaibe marina ilay izy.
8  [1.437] Fa ny tanabe na tanalahin' ala no tsy laitra fa goaibe.
9  [2.4#67] Tsy vitan' izay goaibe ny vava-pataloha, fa tsy eran' aina koa ny halavany.
Singan-teny  10  goay, be
Tovy hevitra  11  goay, goavambe, goavana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25