Teny iditra (1/2) | 1 goaika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. 5 [1.7] a crow |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [2.415, 1.54, 1.8] corbeau |
Ohatra |
7 Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643#] 8 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
Voambolana |
9 Haibiby: vorona |
Tovy hevitra | 10 gaga, goaga, goaka, goake, goaky |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny goaika io |
Lahatsoratra |
20 Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 22 goaika |
Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [2.415] Se disait des choses semblables |
Fivaditsoratra | 25 agaiko, agiako, agioka, goaika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |