|
|
|
|

Teny iditra1  goavana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lehibe makadiry sady lava, ngezabe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] huge, immense and good looking. See goay.
5  [1.7] huge, enormous
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.19] [Tankarana] immense.
7  [1.3, 1.8] énorme
8  [1.3] grand, corpulent
Ohatra  9  Tolona goavana anefa izany. [2.472]
10  goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [2.528]
11  Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4]
12  Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [2.245]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Tovy hevitra  14  goay, goaibe, goavambe
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  goavana, voagana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21