|
|
|
|

Teny iditra1  granita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] vato vandana mainty
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] granit
Ohatra  5  [2.649#] Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky.
6  [4.27#] kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala.
Voambolana  7  Haibolantany
Tovy hevitra  8  vatomainty, vatorano
Mpanahaka  9  granitika

Fivaditsoratra  10  angitra, granita, itranga, rangita, tangary

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21