Teny iditra vatorano (vato, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano [Rajemisa 1985]
 vato vandana mainty [SLP 1986]
Famaritana frantsay granit [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra granita ~ vatomainty
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/09/12