|
|
|
|

Teny iditra1  vatomainty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin' ny Nosy, heverina ho avy amin' ny fivainganan' ny mineraly niempo fahizay
4  [1.13] vato vandana mainty
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.4.fr#397, 1.13] granit
Ohatra  6  [2.587#] ny sasany kosa vao mitsoitsoy miakatra avy ao anaty rano, ary angamba ao anaty rano ao mbola mikintrana tahaka ny vatomainty.
Voambolana  7  Haibolantany
Singan-teny  8  vato, mainty
Tovy hevitra  9  granita, vatorano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10