|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  habobo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilay ronono tsy mbola tena madio avy amin' ny ombivavy ny andro fahatelo aorian' ny iterahany
Ronono ampandrina andro vitsivitsy hivaingana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the milk of a cow on the third day after calving
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Le lait encore sale que donne la vache le troisième jour après qu’elle a vêlé
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  habobo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Lainga na filazana tafahoatra hamitahana, tantara valamaty: Milaza habobo
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] a fable, a trick. See songo.
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3, 1.5] Apparences trompeuses
12  [1.3] plaisanterie
Tsipelina hafa  13  habibo
Mpanahaka  14  angano, anjabobo, anoano, arira, fasitara, haga, karijo, tantaravalamaty, taria
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  boboha, habobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21