Teny iditra hadifetsy > hady fetsy
Singan-teny hady ; fetsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hady tsy mba lehibe, fa fisakanana ny biby tsy hiampita any ivelan' ny vohitra
Hady ahazoana mivoaka sy miditra izay tsy fantatry ny vahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ hadi-fetsy ] A small trench [1.2]