|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hadina
Fototeny  2  hady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka
5  Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e?
6  Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha
7  Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to be dug, to be made into a trench. [1.2]
9  to be dug [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  qu'on creuse [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny hadina io

Teny iditra (2/2)16  hadina
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  fiarahabana [Bezanozano] [1.78]
Sampanteny 
19  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  20  dihana, hadina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20