Teny iditra hadivory (hady, vory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the dry moat around fortified villages [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fossé autour des villages [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Teny iditra hadivory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] fasana [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06