|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : hadivory

Ohabolana 1Ankadivory masiaka amboa : mandany zara ny tompony. [2.558 #270, 2.653 #239]
Masiaka amboa an-kadivory, ka mandany zara ny tompony. [2.165 #433, 2.415 #5703]
Masiaka amboa an-kadivory : mandany zara ny tompony. [2.653 #1646]
Masiaka amboa hadivory ka mandany zara ny tompony. [2.558 #2151]
Dikanteny frantsayChien méchant dans un enclos : il enlève à ses maîtres, tous les bons partis de mariage, car on a peur d' entrer. [2.415 #5703]
Un chien féroce qui se tient dans le fossé fera du tort à son maître. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des parents méchants qui étaient un obstacle au mariage de leurs filles. [2.415 #5703]
S' il a une fille, par exemple, elle n' aura pas de prétendant, car, à cause du chien, personne n' osera approcher. [2.165]

Ohabolana 2Aza manao kitapo hamelana lolompo, na hadivory hasiana ny fitaka. [2.165 #297]
Aza manao kitapo hamelana ny lolompo, na hadivory hasiana ny fitaka. [2.415 #4908]
Dikanteny frantsayN' ayez pas de bourse pour y laisser des rancunes, ni de fossé pour y déposer les ruses et les tromperies. [2.415 #4908]
Ne faites pas un sac pour y conserver la rancune, ou un fossé pour y mettre la tromperie. [2.165]
Fanazavana frantsayAllusion aux ruses employées pour tromper les ennemis, lorsque par exemple on remplissait le fossé de bouse de vache brûlante. A:. [2.415 #4908]

Ohabolana 3Hady vory faritan-tsy honenana. [1.1]
Hadivory faritan-tsy honenana, zanak’ olona fofoin-tsy ho vady. [2.653 #1002]
Hadivory faritan-tsy honenana, zanak' olona fofoin-tsy ho vady, sao hasomparana. [2.558 #1236]
Fanazavana malagasyEnti-milaza famaritan-javatra na toerana tsy an' ny tena akory. [1.1]

Ohabolana 4Raha omby mianaka ratsy foana, tsy mahaleo ny hadivory tsara rano velona manandriana olona. [2.415 #2237, 2.558 #3644, 2.653]
Dikanteny frantsayUne mauvaise vache laitière avec son veau, cela ne vaut pas une bonne habitation entourée de fossés protecteurs et pourvue d' une bonne eau courante qui donne aux habitants un air de prospérité. [2.415 #2237]

Ohabolana 5Tanan' aolo tsy ilaozam-pandrotrarana ; hadivory tsy ilaozan' ambiaty ; teny maro tsy ilaozan' izay ota. [2.415 #4823, 2.165]
Tanàna haolo, tsy ilaozam-pandrotrarana, hadivory tsy ilaozan' ambiaty, teny maro tsy ilaozan-diso. [2.558]
Tendrombohitra tsy ilaozan' ambiaty, tanàna maro tsy ilaozan' adala, kabary be tsy ilaozan-diso. [2.653 #3072, 1.1]
Fanazavana malagasyEntina miala tsiny ka ilazana fa amin' ny zavatra maro atao tsy maintsy misy izay tsy metimety, misy kilemany. [1.1]
Dikanteny frantsayIl y a nécessairement du chiendent dans un village abandonné, et des buissons d' "ambiaty" dans le fossé circulaire, et des fautes dans beaucoup de paroles. [2.165]
Pas de village abandonné sans chiendent ; pas de fossé sans ambiaty ; pas de nombreuses paroles sans fautes. [2.415]

Fizahan-teny