| Teny iditra | 1 hafaingana |
| Fototeny | 2 faingana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 vitesse, rapidité, célérité
[1.13] |
| Tovy hevitra | 6 fahafainganana, hafainganana, halaky |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|