Teny iditra | hafainganana (faingana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Rapidity, speed [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rapidité, vitesse [1.8] | |
Ohatra | Na lala-mahitsy, na miolaka, na fiakarana, na fidinana, mila hitovy hatrany foana ny hafainganana.
[2.4] | |
Tovy hevitra | fahafainganana ~ hafaingana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |