|
|
|
|

Teny iditra1  hafaliana
Fototeny  2  faly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] gladness, enjoyment, rejoicing, pleasure.
Ohatra  5  Mahatsiravina ny hafalianareo! [2.5]
6  Endrey ny hafalian' i Bina tamin' ity maraina ity! [2.499]
7  Tsy hafalieko izaho irery hoy izy fa hafalieko sy hianareo, satria nikororo-bary isika ka sendra rivotra [2.59]
Voambolana  8  Ontam-po
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Tovy hevitra  11  fahafaliana
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny hafaliana io

Fivaditsoratra  18  ahafalian, fahalania, hafaliana, halafanay, nahafalia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21