|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] a hat with a brim. (Prov.)
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)6  ha
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] an amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana.
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.54] conte, sornettes
Voambolana  11  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  12  anjabobo, angano, anoano, arira, fasitara, habobo, karijo, tantaravalamaty, taria

Fivaditsoratra  13  hagà, haga

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02