Teny iditra ha~ina
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny ha~ina]

Teny iditra haina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy fototeny tsotra niavian' ny fototeny mivoatra hoe maina. Amin' ny Betsileo anefa dia mbola miasa manokana ihany koa ny hoe haina. Ohatra: Haino eo ambony afo eo itoy lamba itoy [Ravelojaona 1937]
Sampanteny 
Endriteny 
haina
haino

2019/08/17