|
|
|
|

Teny iditra1  haitao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahaizana ny lalàna mifehy ny fiasana sy fitaovana mba hamokarana zavatra iray; fahalalana ny fomba enti-manao zavatra iray
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] technique
Fototeny  5  hay, tao

Fivaditsoratra  6  aatohy, atahio, haitao, hiatoa, itahao, itahoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21