|
|
|
|

Teny iditra1  hakingana
Fototeny  2  kinga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] cleverness, quickness
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] adresse
7  [1.8] habileté
8  [1.13] rapidité, agilité
Tovy hevitra  9  hakinga, fahakinga, fahakingana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  hakangain, hakingana, hiakangan, nahakinga

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20