|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  halaky
Fototeny  2  laky
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe malaky
Ohatra  4  halaky aho (Je serai prompt) [1.103#106]
5  Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao [2.996#25.7.9]
6  Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity [2.285#214]

Teny iditra (2/2)7  halaky
Fototeny  8  laky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] vitesse, rapidité, célérité
Ohatra  12  Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285#]
Tovy hevitra  13  hafaingana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  19  halaik, halaky, halika, lahika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21