Teny iditra (1/2) | 1 halana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan' ny siny eo ambony laha |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a knot, a roll, grass twisted in circular form and placed on the head or shoulders as a cushion when carrying a burden. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 13 halana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Betsileo]
hala (bibikely) |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] [Provincial]
a species of spider. Compare hala |
Voambolana |
17 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 ahalan, halana, hanala, lanaha, nahala, nalaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |