|
|
|
|

Teny iditra1  halavirana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halaviran' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halaviran' i Toamasina sy Vavatenina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] distance away
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] éloignement, distance
Fototeny  6  lavitra
Tovy hevitra  7  fahalavirana, halavitana

Fivaditsoratra  8  halavirana, hanalavira

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21