|
|
|
|

Teny iditra1  halavitana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halavitan' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halavitan' i Toamasina sy Vavatenina?
Fototeny  4  lavitra
Tovy hevitra  5  halavirana, fahalavirana

Fivaditsoratra  6  halavitana, hanalavita

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21