|
|
|
|

Teny iditra1  halehibeazana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#406] hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao
toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny
fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany
Ohatra  4  [2.996#13.029.012] eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra.
Fototeny  5  lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11