|
|
|
|

Teny iditra1  halehibiazina
Fototeny  2  lehibe
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#406] Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin' ny taona ambony
Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazin' ny mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka hita mazava tsara
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be made larger
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#397] (pour halehibeazina) qu'on agrandit, qu'on grossit: Tokony hohalebiazinao ny tranonao (Il vous faut agrandir votre maison) ~ Halebiazin' ny mikroskopa ny tongo-dalitra ka azo jerena tsara (Le microscope grossit la patte d'une mouche et l'on peut bien la voir)
7  [1.8] qu'on agrandit
Ohatra  8  dia ho entina hanaovana trano fiangonana, ho halehibiazina sy hatsaraina, fa tsy mendrika ny toetrany. [2.59#332]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13  halehibeazina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02