Teny iditra halohalika (ha-, lohalika)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Depth of the knee [Richardson 1885]
 Up to the knees [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Il y a de l' eau jusqu' au genou [Veyrières 1913]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [Dahle: Angano, takila 32]
2Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [Randriamamonjy: Tantara, takila 444]
Teny nalaina 

2017/08/07