Teny iditra | 1 halohalika |
Singan-teny | 2 hatra, lohalika |
Sokajin-teny | 3 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Depth of the knee [1.2] 6 Up to the knees [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Jusqu' au genou, se dit de la profondeur de l'eau [1.3] 8 Il y a de l' eau jusqu' au genou [2.415] |
Ohatra |
9 Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [2.69] 10 Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [2.508] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny tambinteny rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |