Teny iditra (1/7) | 1 hamatra |
Fototeny | 2 fatra |
Sokajin-teny | 3 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatra |
Ohatra |
4 eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha. [2.996] |
Teny iditra (2/7) | 5 hamatra |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] deformed, maimed |
Teny iditra (3/7) | 8 hamatra |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.13] tsy fahita firy |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.13] rare |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/7) | 13 hamatra |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] a splint for supporting a broken limb, etc. |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] éclisse, attelle |
Voambolana |
18 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 23 harato |
Teny iditra (5/7) | 24 hamatra |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Bandin-takolaka marary Holatra amin' ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin' ny hoditra 27 [1.13] faritra miavaka hafa loko noho ny hoditra rehetra ary nentina hatrany am-bohoka 28 [1.1] a disease of the skin |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.3] cicatrice, tache de la peau caractérisant certaines maladies, pustule, desquamation de lèpre 30 [1.13] tache pigmentaire |
Voambolana |
31 Haiaina 32 Fahasalamana |
Teny iditra (6/7) | 33 hamatra |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [1.2] a shrub used as a medicine by the Sakalava. |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [1.196] [Sakalava]
(au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) ; les sommités fleuries sont administrées en infusions purgatives. |
Voambolana |
37 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (7/7) | 39 hamatra |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
41 [1.196] [Mahafaly]
(au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). Latex rubéfiant ; très dangereux s'il vient à pénétrer dans l'oeil. Il peut causer des cécités définitives. |
Voambolana |
42 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 44 haatram, hamatra, haratam |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |