|
|
|
|

Teny iditra1  hamorana
Fototeny  2  mora
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mora atao: Ny hamoran' ny fanadinana no nahabe afaka ny mpianatra
Toetran' ny zavatra tsy lafo vidy: Ny hamorany no ividianako azy fa tsy dia ny hatsarany loatra akory
Toetran' ny olona malemy fanahy, moramorainy, mamindra fo: Ny hamoran' ilay reniben' Imboasalama no nahatonga ny anarany hoe Ramorabe

Fivaditsoratra  5  amahoran, amoharan, amorahan, anaroham, anoharam, anoraham, hamorana, hanamaro, hanamora, hanoaram, maharona, mahorana, manohara, manoraha, nahamora, namahora, namohara, namoraha, nohamara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20