Teny iditra (1/4) | 1 hanana |
Fototeny | 2 anana |
Sokajin-teny | 3 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao manana |
Teny iditra (2/4) | 4 hanana |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 harena [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 7 hanana |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Toetran' ny zavatra tsy mamy tsy mangidy, na mangidy somary mamy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 (toute l'île) Goût agréable que laissent dans la bouche certains fruits ou d'autres organes végétaux comme la racine d'Abrus precatorius L. (Fabaceae) ; d'où l'adjectif manganana qui qualifie les organes ayant ce goût agréable. [1.196] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 13 hanana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 (vient de hanana goût agréable que laissent dans la bouche les amandes de cet arbuste). Brexia humbertii H.Perrier (Saxifragaceae). Réf. Service Forestier 6082. Amande du fruit comestible recherchée par beaucoup d'animaux. [Tanosy]
[1.196] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |