Teny iditra | 1 hanginana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba: Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) |
Fototeny | 4 gina |
Tovy hevitra | 5 fahanginana |
Fivaditsoratra | 6 hanaingan, hanangian, hangainan, hanganany, hanganina, hanginana, haningana, nangahain |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |