|
|
|
|

Teny iditra1  hanimainty
Singan-teny  2  hanina, mainty
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo
Ohatra  5  Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana. [1.436#]
Tovy hevitra  6  haninkotrana

Fivaditsoratra  7  hamaintiny, hamintiany, hanimainty

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21