|
|
|
|

Teny iditra1  hanin-jarai-mora lany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza fa na dia maro toy inona aza ny sakafo, rehefa omena ny anjarany avy ny asaina, lany vetivety; matetika dia ampiarahina amin' ny hoe "entan-jarai-mora zaka"
Singan-teny  4  hanina, zaraina, mora, lany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07