Teny iditra (1/2) | 1 hantsina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
(hantsiña) hamaimbo, fofon-dratsy 4 [1.78] [Sihanaka] haimbo 5 [1.1] Haimbo, hamaimbo, fofon-dratsy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] an odour as of dead bodies, a stench; infection. See fofona, maimbo. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.196] (dans toute l'île) Odeur désagréable, comme celle des oeufs pourris, des excréments, etc. |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 hantsina |
Fototeny | 15 hantsy |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Antsoina, omena fo hiady: Nohantsiny hiady aminy aho |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.7] to be challenged |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.8] qu'on défie |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 25 ahantsin, ahintsan, hanantsy, hantsain, hantsina, hiantsan, hintsana, nahantsi, nahantsy, nahintsa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |