Teny iditra | 1 mantsina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
[mantsiña] maimbo 4 [1.1] Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky jereo maimbo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] stinking offensively. For derivatives see under mantsina. 6 [1.7] stinking |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] puant 8 [1.196] puant, à odeur nauséabonde |
Ohatra |
9 [2.442] Misy koa anefa toerana mantsina be. 10 [2.270] Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! |
Fototeny | 11 hantsina |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mantsina io |
Fivaditsoratra | 19 manantsy, mañintsa, mantsina, nantsaim, niantsam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |