|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haody
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe: "haodiana!" : azo idirana [2.313]
4  Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter. [1.2]
6  hello ! (spoken when standing at the door) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  bonjour ! (se dit devant la porte) [1.8]
Ohatra  8  Raha hangalatra izy tsy hanao haody. [2.445#]
9  Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara. [2.245#]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny iharana :
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (2/2)13  haody
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15  Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur [1.3]
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
18  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  19  ahôdy, haody

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12