Teny iditra haoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra haoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahamaimaizana, fahadodonana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy earnest desire, eagerness, craving, longing. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay impatience, vif désir de [Abinal 1888]
  [Tankarana] vif désir. [David 1952 (takila F)]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra haokaoka

Teny iditra haoka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fandikana anglisy  [Provincial] for faoka [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31