Teny iditra mangaoka (haoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka, mandavaka
¶ Mangarona, misikotra mba hahalala zavatra
Mitovy hevitra: mamantatra ~ mangaroka ~ misafary ~ misaroro [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mangaoka
nangaoka
hangaoka

Teny iditra mangaoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Mangaoka vient de haoka : action de creuser, parce qu'on devait creuser profondément dans le marécage pour déterrer les tubercules. Voir aussi mangoka, mangilo. Orthographe préférée par Guy Ramanantsoa : Typhonodorum Lindleyanum Schott (Araceae). (Voir Colloque International de l'Académie Malgache sur les Lémuriens, 1978). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Typhonodorum Lindleyanum

Teny iditra mangaoka (fangaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy to smooth pottery with the fangaoka. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mangaoka
nangaoka
hangaoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31