|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  haoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :

Teny iditra (2/3)6  haoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fahamaimaizana, fahadodonana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] earnest desire, eagerness, craving, longing.
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] impatience, vif désir de
11  [1.19] [Tankarana] vif désir.
Voambolana  12  Ontam-po
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Anarana :
Tovy hevitra  15  haokaoka

Teny iditra (3/3)16  haoka
Sokajin-teny  17  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.2] [Provincial] for faoka

Fivaditsoratra  19  akoha, hakao, hakoa, haoka, hoaka, ohaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31