Teny iditra haolo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wild, untamed, applied chiefly to wild cattle
Easily soared, as birds frequently shot at [1.2]
 Wild [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sauvage [1.8]
Tovy hevitra haolohaolo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra haolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: awl.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19