Teny iditra (1/9) | 1 harana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany 4 [1.1] Tendrombohitra vato: Haram-bato Akoran-javatra mafy ary mangirangirana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a rocky place |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] grands rochers |
Ohatra |
7 Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499#] 8 Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245#] |
Voambolana |
9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/9) | 16 harana |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady |
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Teny iditra (3/9) | 21 harana |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Fitadiavana, fikarohana sy fihazana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/9) | 28 haraña |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.78] [Betsileo]
hantsana amoron-drano, tevana 31 [1.78] [Tanala] hantsana, tevana |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (5/9) | 33 harana |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.78] [Betsileo]
akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [1.19] [Tankarana]
corail. |
Voambolana |
37 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (6/9) | 39 harana |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
41 [1.78] [Taisaka, Tanala]
akora |
Fanazavàna teny anglisy |
42 [1.7] sea shells; an eggshell |
Fanazavàna teny frantsay |
43 [1.8] coquillage; coque des oeufs |
Voambolana |
44 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (7/9) | 45 harana |
Sokajin-teny | 46 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
47 [1.78] [Betsimisaraka]
(haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty 48 [1.78] [Sihanaka] faty maina |
Teny iditra (8/9) | 49 harana |
Sokajin-teny | 50 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
51 [1.2] a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. |
Fanazavàna teny frantsay |
52 [1.196] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
53 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (9/9) | 55 Harana |
Sokajin-teny | 56 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
57 [2.996] Haran |
Fanazavàna teny frantsay |
58 [2.996] Harân |
Voambolana |
59 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 60 arana, arana, aràna |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 61 Toko sy andininy momba Harana |
Lahatsoratra |
62 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana |
Fivaditsoratra | 63 arahan, harana, haraña, nahara, naraha, rahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |