Teny iditra harena mainty molaly
Singan-teny harena ; mainty molaly
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Harena nolovan' ny tena na hary talohan' ny fanambadiana ka tsy iaraha-mizara amin' ny vady raha misaraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ harena maintimolaly ] Héritage qui date de loin [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20