Teny iditra | haren-jazavavy | |
Singan-teny | harena ; zazavavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vola na fananana entin' ny zazavavy mitokan-trano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A marriage portion given to a daughter. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |