|
|
|
|

Teny iditra1  haren-jazavavy
Singan-teny  2  harena, zazavavy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vola na fananana entin' ny zazavavy mitokan-trano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a marriage portion given to a daughter.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07