Teny iditra | 1 harihary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy Rikarikan-tany Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] exposure. 5 [1.7] exposure to view |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] exposition à la vue |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 harihary, hirahira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |